logotype
image0 image1 image2 image3 image4 image5 image6

TONONKALO

Toa anao ange aho
Maniry ny hampita
Amin'ny taranako
Izay rehetra haiko
Sy takatry ny saiko

Ray aman-dreny ange aho
Maniry ny ho avin-janako
Ho sambatra ho tafita
Indrisy manko anefa
Aretina no hita
Drepanocytose
Drepanocytose
Ka fanaintainana
No indro ampitaina
Amin'ny sombiniaina
    
Ny Eja

 

Vous pouvez nous contacter:

1. Par courrier Postal:

Adresse en France: 21, Avenue de la République. Apt.30 92329 CHATILLON FRANCE

Adresse à Madagascar: 5, rue Andriamanamihaja. Tsaralalana 101 ANTANANARIVO MADAGASCAR.


2. Par téléphone:

En France: 0033 6 74 08 85 98

A Madagascar: +261 34 15 276 69


3. Par e-mail: 

Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.


4. ou via le Formulaire de contact: en cliquant ici >>>

 

joomla templatefree joomla template
2017  LCDMFrance  ©