logotype
image0 image1 image2 image3 image4 image5 image6

TONONKALO

Toa anao ange aho
Maniry ny hampita
Amin'ny taranako
Izay rehetra haiko
Sy takatry ny saiko

Ray aman-dreny ange aho
Maniry ny ho avin-janako
Ho sambatra ho tafita
Indrisy manko anefa
Aretina no hita
Drepanocytose
Drepanocytose
Ka fanaintainana
No indro ampitaina
Amin'ny sombiniaina
    
Ny Eja

 

Envoyer un e-mail
(facultatif)
joomla templatefree joomla template
2017  LCDMFrance  ©