Ivotoerana fitsaboana ny Faingosela Antsiranana

Notontosaina ny herinandro lasa teo ny fanomezan-dra ho an’ ireo mpifaingosela ao Antsrianana avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka « Communauté Bohra ». Ankoatra ny fanomezana ra dia nanolotra kitapo fitahirizana ra ary ny sakafo maivana fanao vita fanomezan-dra ihany koa ireto mpiara-miombon’antoka ireto.

Centre de référence Drepanocytose Antsiranana

La Communauté Bohra, un partenaire du Centre de référence Drepanocytose Antsiranana, a fait des dons de sang pour les Drepanocytaires de la région Antsiranana. En plus de ce don combien important pour les malades, la communauté a aussi remis des poches de sang et de la collation pour les donneurs.