Toamasina: Andro iraisam-pirenena momba ny ady amin’ny Faingosela

Herinandro vitsivitsy izay dia nanamarika ny andro iraisam-pirenena momba ny amin’ny Faingosela ihany koa ny Ivo-toerana ao Toamasina. Tamin’izany fotoana izany dia tazana nandray anjara ihany koa ireo tompon’andraikitra sy manam-pahefana tao an-toerana.

Fotoana ray ihany ko nifampizarana tamin’ireo zaza sy tanora mpifaingosela mba hiatrehany ny fetim-pirenena sy fitaovana maro samihafa.

Centre de référence Drépanocytose Toamasina: Manifestation a l’occasion de la Journée internationale de la Drépanocytose

Voici quelques semaines, le Centre de référence de la Drépanocytose Toamsina a marqué la Journée internationale de la Drépanocytose par une manifestation qui a vu la participation des partenaires locaux du centre, dont entre autres les autorités locales.

Ce fut aussi une occasion pour le Centre d’offrir des présents a l’occasion de la fête de l’indépendance pour les enfants et jeunes drépanocytaires.