🇫🇷🇫🇷🇫🇷 Descente a Mahanoro

L’équipe de l’ONG LCDM SOLIMAD, présidée par Pascale Tuseo-Jeannot, a effectué une descente à Mahanoro dans la région Atsinanana pour rencontrer les malades de la Drépanocytose. L’équipe a aussi rencontré les médecins pour effectuer des échanges sur la prise en charge des drépanocytaires. Il s’agit d’une campagne de sensibilisation menée par l’ONG LCDM SOLIMAD sur la lutte contre la Drépanocytose.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Fitsidihina an’i Mahanoro

Ny mpikambana ao amin’ny ONG LCDM SOLIMAD, tarihin’ny Filohany Pascale Tuseo-Jeannot, dia nanantanteraka fitsidihina tany Mahanoro ao amin’ny faritra Atsinanana. Nandritra izany fitsidihina izany no nihaonan’ireo mpikambana amin’ireo marary ny Faingosela nahafahana nifampizara tamin’izy ireo ny fomba fitsaboana ny aretina. Nihaona tamin’ireo mpitsabo tany an-toerana ihany koa ireo mpikambana ao LCDM SOLIMAD nifampiazara ny karazana fandraisan’an-tanana ireo Mpifaingosela.