La Drépanocytose et les vaccins

🇫🇷🇫🇷🇫🇷 Le vaccin est très important dans la vie et pour la santé des drépanocytaires. La vice-présidente de l’ONG LCDM – SOLIMAD, le Dr Johanita Ndahimananjara, partage avec nous les intérêts et l’importance de la vaccination dans la lutte contre la Drépanocytose.

Ny Faingosela sy ny vaksiny

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny Mpifaingosela sy ny toe-pahasalamany ny vaksiny. Ka hiresaka amintsika momba ny vaksiny ilaina amin’ny ady amin’ny Faingosela ny Filoha mpanampy ny ONG LCDM – SOLIMAD, Dr Johanita Ndahimananjara, anio.