Toamasina: Andro iraisam-pirenena momba ny ady amin’ny Faingosela

Herinandro vitsivitsy izay dia nanamarika ny andro iraisam-pirenena momba ny amin’ny Faingosela ihany koa ny Ivo-toerana ao Toamasina. Tamin’izany fotoana izany dia tazana nandray anjara ihany koa ireo tompon’andraikitra sy manam-pahefana tao an-toerana.

Fotoana ray ihany ko nifampizarana tamin’ireo zaza sy tanora mpifaingosela mba hiatrehany ny fetim-pirenena sy fitaovana maro samihafa.

Centre de référence Drépanocytose Toamasina: Manifestation a l’occasion de la Journée internationale de la Drépanocytose

Voici quelques semaines, le Centre de référence de la Drépanocytose Toamsina a marqué la Journée internationale de la Drépanocytose par une manifestation qui a vu la participation des partenaires locaux du centre, dont entre autres les autorités locales.

Ce fut aussi une occasion pour le Centre d’offrir des présents a l’occasion de la fête de l’indépendance pour les enfants et jeunes drépanocytaires.

Ivotoerana fitsaboana ny Faingosela Antsiranana

Notontosaina ny herinandro lasa teo ny fanomezan-dra ho an’ ireo mpifaingosela ao Antsrianana avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka « Communauté Bohra ». Ankoatra ny fanomezana ra dia nanolotra kitapo fitahirizana ra ary ny sakafo maivana fanao vita fanomezan-dra ihany koa ireto mpiara-miombon’antoka ireto.

Centre de référence Drepanocytose Antsiranana

La Communauté Bohra, un partenaire du Centre de référence Drepanocytose Antsiranana, a fait des dons de sang pour les Drepanocytaires de la région Antsiranana. En plus de ce don combien important pour les malades, la communauté a aussi remis des poches de sang et de la collation pour les donneurs.

Ivo-toerana mitsabo Faingosela Antsiranana

Ny Ivo-toerana mitsabo ny Faingosela ao Antsiranana dia naharay ny anjara fanafodiny amin’ny fitsaboana ireo mpifaingosela. Ireo fanafody ireo dia amin’ny anjara amin’izao telo volana faharoa izao. Ireo fanafody izay amparitaka manerana ny Ivo-toerana eran’ny Nosy mitsabo mpifaingosela izao dia vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny ONG LCDM SOLIMAD sy ny Fondation Probitas.

Centre de référence Drepanocytose Antsiranana

Le centre de référence Drepanocytose d’Antsiranana a reçu sa dotation de médicaments de la deuxième trimestre. Des médicaments destinés aux patients de la Région Diana. Notons que des dotations similaires sont réparties aux autres centres de références Drepanocytose des autres régions de l’île. Il s’agit du fruit du partenariat entre l’ONG LCDM SOLIMAD et la Fondation Probitas.

Ivotoerana hitsaboana ny Faingosela ao Antsiranana

Ny ivotoerana hitsaboana ny Faingosela ao Antsiranana ny 29 ray 2021 lasa teo dia nanantanteraka ny famatsiana sy fitsinjarana ireo fanafody ho an’ireo mpifaingosela. Izao dia notanterahana niaraka tamin’ny mpitsabo ny Faingosela sy tompon’andraikitry ny IECC any an-toerana.

Ny fanafody ho n’ny mpifaingosela dia efa miparitaka sy adalam-piparitahana erak’ireo ivotoerana mitsano ny Faingosela manerana ny Nosy. Izany dia tanterahan’ny ONG LCDM-SOLIMAD sy ny Fondation Profitas.

Le Centre de référence Drepanocytose d’Antsiaranana

Le Centre de référence Drepanocytose d’Antsiranana, avec son médecin référent et le responsable de l’IECC, a commence le 29 mai dernier la distribution et la remise de médicaments pour le traitement de fond aux patients atteintes de la Drepanocytose.

Les centres de références ont déjà reçu ou recevront prochainement leurs médicaments grâce à l’ONG LCDM SOLIMAD et à la Fondation Profitas.

Ivo-toerana fangosela Antananarivo

Notontosaina ny 28 may teo ny fanolorana fitaovana sy fanafody nataon’ny ONG LCDM sy ny Fondation Probitas ho an’ny ivo-toerana misahana ny mararin’ny faingosela ao Antananarivo. Izany no natao mba hahafahana manatsara hatrany ny fandraisana an-tanana ny marary.

Centre de référence Drepanocytose Antananarivo

Le 28 mai dernier, le centre de référence drepanocytose pour Antananarivo à Tsaralalana a reçu les équipements et les médicaments de l’ONG LCDM SOLIMAD avec le soutien de la fondation Probitas. Ces donations permettront d’améliorer encore plus la prise en charge des patients.

Ivo-toerana faingosela Toamasina

Mitohy hatrany ny fandraisanan’ny ONG LCDM SOLIMAD an-tanana ireo mararin’ny Faingosela na Drépanocytose.
Tanora mifaingosela iray tao Toamasina indray no nahazo famatsiana fanafody mba ho fanamaivanana ny fitsabona.

Hamehana ara-pahasalamana
Ampatsiahivina hatrany fa ny mararin’ny Faingosela dia isan’ireo marefo amin’ny covid-19 ka mila fitandremana mafy.

Manatona hatrany ny mpitsabo manokana na ireo akaiky anao rehefa misy tranga mampiahiahy.

Aza hadino ny misotro rano matetika fa manampy amin’ny fahasalamana izany.

Centre de référence Drepanocytose Toamsina

Le centre de référence drepanocytose de Toamasina continue de prendre en charge les malades. La semaine dernière, un jeune drepanocytaire a reçu ses médicaments au centre.

Dans le cadre de l’urgence sanitaire face au covid-19, il est toujours rappelé aux drepanocytaires qu’ils figurent parmi les personnes vulnérables. Aussi, doivent-ils redoubler de prudence et d’appliquer les mesures de protection et de prévention face au virus covid-19.

Si des signes suspectes surviennent, il est nécessaire de contacter et de consulter son médecin référent le plus proche. Il est aussi recommandé de continuer a boire régulièrement de l’eau.

Ny fisehon’ny Faingosela, ny fahasarotany ary ny fitsaboana azy

Docteur Monique Razafinimanana, Médecin coordonnateur LCDM SOLIMADTeboka lehibe novelabelarina :

– Ireo sorotr’aretina

– Ny maha zava-dehibe ny fitilina- Ny trangan’aretina

– Ny fitsabona sy ny fomba fiaina ho an’ireo marary ny faingosela

– Ny Faingosela sy ny covid 19

Voasokajy ho marefo amin’ny covid19 ireo mifaingosela ka ilaina araka izany ny fanamafisana ny fitandremena.